|
|
|
|

Entrée1  feno hipoka
Mots élémentaires  2  feno, 3  hipoka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1]
Explications en anglais  6  jammed full [1.7]
Explications en français  7  bondé [1.8]
Exemples  8  Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51]
9  feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]

Mis à jour le 2025/09/12